Teny iditra vava tsy ratsy
Singan-teny vava ; tsy ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1]
Tovy hevitra am-bava tsy ratsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01