Teny iditra vatofantsika
Singan-teny vato ; fantsika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (vato fantsika) an anchor, lit. a fixing stone, probably so called because a stone was the primitive form of anchor
Also one who cannot leave his position or business. [1.2]
 An anchor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ancre [1.8]
Ohatra Voankazo tsy fahita io ka samy faly erý ny mpandeha nihinana azy raha vantany vao tafakatra ny vatofantsika. [2.356]
Voambolana 
Tovy hevitra andrisa
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04