Teny iditra vato eran-tanàna
Singan-teny vato ; erana ; tanàna
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona eo am-pelatanan' ny hafa ka azony ampiasaina araka izay itiavany azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20