|
|
|
|

Teny iditra1  varidimiventy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy
Ohatra  4  [2.996#] Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa?
5  [2.131] Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho

Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  7  vary, dimy, venty
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny varidimiventy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07