Teny iditra |
valim-babena
|
Sokajin-teny | fomba fiteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Valin' ny soa noraisina tamin' ny olona; fankasitrahana ataon' ny zanaka amin' ny ray aman-dreny noho ireo soa be nataony taminy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The duty of grown children to help their parents [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | L' amour filial est la récompense que donne l' enfant à ceux qui l'ont porté sur le dos.
On appelait aussi de ce nom le cadeau que donnait l'enfant à ceux qui l' avaient porté dans son enfance ;
le sens général disait la reconnaissance, les cadeaux offerts aux bienfaiteurs. [2.415]
|
| Cadeau que donne un enfant devenu grand à celle qui l’a porté sur le dos ; reconnaissance, amour filial [1.3]
|
| Reconnaissance filiale envers les parents [1.8]
|
Ohatra | koa mba ho taizainy kosa fa antitra, hanaovany valimbabena;
[2.59]
|
Teny fotony | valy,
babena |
Ohabolana |
|