Teny iditra | valy | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Réponse à une question, à une lettre, réplique Figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3] | |||||||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
| ||||||||||||||||||||||
Tovy hevitra | famerenana ~ setry ~ tsimbalivaly | |||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny valy io | |||||||||||||||||||||
Teny iditra | valy | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] vady [1.78] | |||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |
![]() |