Teny iditra |
vaka-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vakana
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
vaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahatapa-kevitra amin' izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui ne sait que dire ou que faire, interdit, interloqué, confondu [1.3]
|
Ohatra | Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara;
[2.996]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
vaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka, Tanala]
sarotahotra
[1.78]
|
| [Tanala]
Kanosa: Vaka mijodijody aliña k'aja mitoditodika sandre tojo raha mampatahotra (ilay saro-tahotra mandeha alina ka aza miherikerika sao sendra zava-mahatahotra) [1.78]
|
|
Teny iditra |
vaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
malemy
[1.78]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
vaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Misy fotsy eo amin'ny tenda (vorona, alika, ets...) [1.78]
|
|