Teny iditra tsongon-drenikely
Singan-teny tsongo ; renikely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsongo fanaon' ny renikely masiaka, izay sady ataony mafy no aomary aolany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10