|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsofin-drano ~ tsofindrano |
| Fototeny | 2 tso-drano |
| Singan-teny | 3 tsofina, 4 rano |
| Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Rarina soa
7 Atao batisa na batemy: Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao 8 Hamasinina : Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Qu'on bénit, qu’on cède: Notsofin' ny ray aman-dreninv rano izy tamin’ izy nandeha (Il a été béni par ses parents avant son départ) ~ Notsofiko rano ny fanambadian’ izy ireo (J’ai béni leur mariage) ~ Notsofiko rano ho azy irery ny fananako rehetra (Je lui ai cédé tous mes biens)
[1.3#791] |
| Ohatra |
10 Dia tsofindrano izy!
[2.928#]
11 Ary raha tsofindrano, fiofanana herintaona ve no handefasana azy, sa ny fanomanana licence araka ny taratasiny? [2.356#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|