Entrée tsitsika
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache Ozona irina hihatra amin' ny olona iray fanao amin' ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano fanao amin' ny hasoavana. [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] ozona [Rakotosaona 1975]
Dérivations 

Entrée tsitsika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] Patsaben-dranomamy [Rajemisa 1985]
  [Tanosy] orana (hazandrano) [Rakotosaona 1975]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31