Teny iditra mitsitsika (tsitsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maniry soa, mitsodrano
Manozona [1.1]
  [Bezanozano] Manozona [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsitsika
Ny lasa : nitsitsika
Ny hoavy : hitsitsika
Filaza mandidy : mitsitsiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20