|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  tsipika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a straight line; a ruler
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.5, 1.8, 1.13] trait, ligne
6  [1.5] tiret
7  [1.13] barre
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny  15  Ilay tsipika mena (Rapatsalahy Paul)

Teny iditra (2/6)16  tsika
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Tontam-boalavo
Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany
19  [1.78] [Sihanaka] fandri-borona mipika rehefa mahavoa
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3] arc
ratière à ressort
morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu
Ohatra  21  [1.38] Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka
22  [2.996] Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina.
Kamban-teny 
Lahatsoratra  24  Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana

Teny iditra (3/6)25  tsipika
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  [1.1] Fifindrana mandingana na mitsambikina
Fanazavàna teny frantsay  28  [1.3, 1.5, 1.196] saut
29  [1.3, 1.5] éclat
30  [1.3, 1.196] sautillement
31  [1.3] éclaboussure
Sampanteny 
32  Matoantenin' ny mpanao :
33  Matoantenin' ny iharana :
34  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/6)36  tsipika
Sokajin-teny  37  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  38  [1.1] Feno hipoka, tsepoka, jibika
Fanazavàna teny frantsay  39  [1.3] plein, comble
Tovy hevitra  40  jibika

Teny iditra (5/6)41  tsipika
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43  [1.196] (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina]
Voambolana  44  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)46  Tsipika
Sokajin-teny  47  anarana (orinasa, sns.) [Fitanisana]
Voambolana  48  Mpanonta printy, gazety
Boky momba Madagasikara 
49  Iza Moa? Ranaivoson Dominique2004
50  Nadika tamin' ny alina Rabearivelo Jean-Joseph2007
51  Ny Bokin-dRakotovao Cohen-Bessy Annick1992
52  Presque-Songes – Sari-Nofy Rabearivelo Jean-Joseph2006
53  Tantsaha Rakotonandrasana Louis de Gonzague2000
54  Tari-dalam-pifandraisana Yount James W.1999
55  Trois tours de Madagascar à pied Ramorasata Louis Michel2006
56  Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana Akademiam-pirenena Malagasy2000
57  Voambolana momba ny zahatany Akademiam-pirenena Malagasy2000

Fivaditsoratra  58  pakitsy, pitsika, tsipìka, tsipika, Tsipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14