Teny iditra tsangambava
Singan-teny tsangana ; vava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] tsatokaty [1.78]
 Lovia kely lalina aty fasiana rony, atao koa hoe tsatokaty [1.1]
Ohatra ranon' ampangory antitra an-tsangambava no manamanitra azy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01