Teny iditra 1/4 | tsaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsaka io | |||||||||||||||
Teny iditra 2/4 | tsaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra 3/4 | tsaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fakana rano eny an-doharano. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsaka io | |||||||||||||||
Teny iditra 4/4 | -tsaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe saka | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | saka [1.1] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | katsa, tsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |