Teny iditra atsaka (tsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alentika, atrobaka ka misy feo manokana heno miaraka amin' izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atsaka, atsako, atsakao, atsany, atsatsika, atsakay, atsakareo, atsak', atsa-
Ny lasa : natsaka, natsako, natsakao, natsany, natsatsika, natsakay, natsakareo, natsak', natsa-
Ny hoavy : hatsaka, hatsako, hatsakao, hatsany, hatsatsika, hatsakay, hatsakareo, hatsak', hatsa-
Filaza mandidy : atsakào

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20