Teny iditra triotrio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [1.78]
 Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bergeronnette [1.54]
Ohatra hoy ny navalin' ny triotrio ny domohina. [2.445]
Voambolana 
Lohateny Triotrio

Teny iditra Triotrio
Singan-teny triotrio
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny Boky famakian-teny (taona fahadimy)
Mpanoratra Razafintsalama-Rabenjamina Lucie
Fanonta printy 1979. Takila: 221. Antananarivo.
Fanoritsoritana Elementary school book (5th year).
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16