Teny iditra tranompokonolona
Singan-teny trano ; fokonolona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A town hall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Salle de fêtes d'une ville [1.8]
Ohatra 
1Nafana ny rivotra niainana tao amin' ny tranompokonolona. [2.472]
2Dia tonga ny mpitsidika ny fambolena ary noraisina tao an-tranompokonolona. [2.332]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23