Teny iditra foko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiaviana nisehoana, firazanana: Na foko inona ianao na foko inona dia Malagasy ihany
Ny fitambaran' ny olona iray fiaviana: Ny foko Antaimoro dia iaraha-mahalala fa taranaky ny Arabo
 Vondrona iray razana, iray fomba amam-panao [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A tribe, a caste, a group [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tribu [1.3, 1.8, 1.13]
 Caste, groupe [1.3, 1.8]
 Famille, secte, classe [1.3]
 Pour les hommes : la lignée humaine, ou gens au sens latin du terme
Pour les plantes : tubercule, rhizome ou partie souterraine subsistant après la destruction des parties aériennes et capable de régénérer la plante. [1.196]
Ohatra 
1Ny foko Antaisaka no ao atsimony. [2.508]
2Ny foko tatsimo tamin' ny taon-jato. [2.113]
Haiendriteny 
Tsotra : foko, fokoko, fokonao, fokony, fokontsika, fokonay, fokonareo, fokon', fokon-, fokom-
Tovonana : -poko, -pokoko, -pokonao, -pokony, -pokontsika, -pokonay, -pokonareo, -pokon', -pokon-, -pokom-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra foko (fo)
Sokajin-teny anarana fo sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy My heart [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Mon coeur [3.1]
Ohatra 
1Mafy toy ny vato ny foko! [2.508]
2Tsy nitepo intsony ny foko. [2.4]
3Nafana ny foko tato anatiko; [2.996]

Teny iditra foko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (du malais pukuk : la souche) Plus spécialement le tubercule de Pycnoneurum junciforme Decne. (Apocynaceae). On le recherche souvent dans les prairies où il pousse spontanément ; il sert d'aliment en période de disette ou pour les enfants qui gardent les boeufs. Voir aussi fokotohatse. [1.196]
Anarana siantifika Pycnoneurum junciforme
Voambolana 

Teny iditra foko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] D'après Descheemaeker, ce nom est également donné à Eriosema procumbens Benth. (Fabaceae) qui a une souche charnue lui permettant de résister dans les prairies soumises aus feux périodiques. [1.196]
Anarana siantifika Eriosema procumbens
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17