Teny iditra tonony (tonona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tononina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tonony tsara ny teny rehetra (Prononcez, articulez bien tous les mots) ~ Tonony ny anaranao (Dites votre nom) [1.3]
Ohatra Tonony izay ho karamanao, dia homeko anao. [2.996]

Teny iditra tonony (tonona)
Sokajin-teny anarana tonona sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay Le point, la bonté d'une chose; la partie difficile d'une leçon, d'un sermon, etc. [1.3]
Ohatra mivaky roa manary hodiny ny tsaramaso, mitsiry miavaka amin' ny sevoka ny katsaka, mitady masoandro ny tsirintsaonjo mivolo faka, mitsimoka ny voan' anana ary maontsina ny taho-mangahazo maro tonony. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31