|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tonona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Voambolana  6  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  7  Faritra mampisaraka ny vaniny na ny famavany anankiroa: Tapaho tsara eo amin' ny tonony ity fary ity ~ Misy tonony roa mamoritra ny vaniny anankiray
8  Enga anie ianao ka hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny: firariana fahombiazana antsakany sy an-davany [1.1]
9  faritra ao anelanelan'ny vaniny roa mifanaraka
10  faritra anelanelan'ny vaniny roa ahafahan'izy ireo mihetoika [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11  a joint, an articulation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  articulation [1.3, 1.8, 1.5, 1.13]
13  joint [1.8]
14  noeud de corde; noeud d'un arbre [1.5]
15  noeud [1.13]
16  (toute l'île). Nom donné à un entre-noeud pour les plantes à tige fistuleuse comme les bambous, les grandes Poaceae. Pour les bois, c'est aussi le noeud, d'où l'adjectif tononana : noueux, qui a beaucoup de noeuds [1.196]
Ohatra  17  Davida niankina tamin' ny foto-paiso, tehina be tonona tany antànany. [2.270#117]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
Tsipelina hafa  19  tonina
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/4)25  tonona
Sokajin-teny  26  anarana
Voambolana  27  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  28  (Betsimisaraka ancien) Orthographié « tougnounan » par Rochon, p. 280, qui écrit : « bois propre aux manches de sagaies ; fleurs en cloche ». Le vieux dictionnaire de Froberville reprend cette orthographe et écrit : « arbre des montagnes, à bois rouge ou jaune, brun, lourd, sert à la marqueterie et à faire des manches de sagaies ». Le baron de Mackau en 1818 préfère l'orthographe « tounounha » et parle d'un arbre de grosseur médiocre mais très dur avec lequel les Betsimisaraka font le manche de leurs sagaies. Tous ces témoignages sont donc convergents. Ce nom vient probablement de ce que ce bois est riche en noeuds [Betsimisaraka] [1.196]

Teny iditra (3/4)29  tonona
Sokajin-teny  30  anarana
Sampanteny 
31  Matoantenin' ny iharana :
32  Anarana :
33  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  34  Famoahana teny amin' ny feo: Ataovy tsara tonona ny teny fa aza ngonongononina fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  35  pronunciation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  36  prononciation [1.3, 1.8, 1.5]
Haiendriteny 
37  Tsotra :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/4)39  toñona
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny malagasy  41  tsiny [Tambahoaka] [1.78]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  45  tonona, toñona, tonona, toñona

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18