Teny iditra tonon' andro
Singan-teny tonona ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vintana araka ny andro ahaterahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Jours astrologiques [1.10]
 Le destin du jour [1.3, 1.5]
 Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui [1.3]
 Horoscope [1.5]
Ohatra 
1fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro. [2.48]
2Tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? [2.895]
3Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. [2.508]
4Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11