Teny iditra tia kely
Singan-teny tia ; kely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kahihitra sy fetsifetsy ka na zavatra tsy dia inona akory aza dia tetehiny ho azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stingy, avaricious, niggardly
Figuratively: a bad disposition [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ladre, avare, chiche, qui vole de petites choses en secret [1.3]
Tovy hevitra tiatia kely

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16