Teny iditra | tenin' ny maty an-drano | |
Singan-teny | teny ; maty ; rano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tenin' olona mampanantena zavatra be eo amin' ny loza mahazo azy, nefa tsy tanterahiny rehefa afa-doza izy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |