Entrée tefy be mivaona (tefy, be, mivaona)
Partie du discours locution
Explications en malgache taozavatra maro vita ara-tefy somaradimbana sy be angesongeso; enti-milaza koa fitsarana tsy marina, na firaisan-tetika ahitana olona maro voaringodringotra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31