Teny iditra | mivaona (vaona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mandeha mahitsy: Mivaona ity hazo fisaka ity izany Mandeha any amin' ny tsy izy: Mivaona izany resatsika izany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To warp; to turn aside from the mark [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être tordu; se détourner, rater la cible [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivaona io | ||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |