Teny iditra tavin-jiro
Singan-teny tavy ; jiro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tavy kely misy ny menaka itsobohan' ny lahin-jiro [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08