Teny iditra tapa-kevitra
Singan-teny tapaka ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having made a decision [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a pris une décision [1.8]
 Décidé [1.5]
Ohatra 
1Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa [2.117]
2Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09