|
|
|
|

Teny iditra1  tandrina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  cared for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  attention, vigilance [1.3, 1.8]
11  surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements [1.3]
12  grand soin [1.8]
Ohatra  13  Ataovy tsara tandrina ny didy [1.1]
14  Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy [1.1]
15  Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina. [2.298]
16  Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina [2.131]

Fivaditsoratra  17  tandrina, tinandra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31