Teny iditra atandrina (tandrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona alaina hitandrina: Iza no hatandrina ireto mpianatra ireto raha lasa ianao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atandrina, atandriko, atandrinao, atandriny, atandrintsika, atandrinay, atandrinareo, atandrin', atandrin-, atandrim-, atandri-
Ny lasa : natandrina, natandriko, natandrinao, natandriny, natandrintsika, natandrinay, natandrinareo, natandrin', natandrin-, natandrim-, natandri-
Ny hoavy : hatandrina, hatandriko, hatandrinao, hatandriny, hatandrintsika, hatandrinay, hatandrinareo, hatandrin', hatandrin-, hatandrim-, hatandri-
Filaza mandidy : atandremo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05