Teny iditra tanako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Hoho [1.78]

Teny iditra tanako
Sokajin-teny anarana tanana sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy My hand(s) [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Ma main, mes mains [3.1]
Ohatra 
1nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan' ny foko. [2.324]
2Nesoriny ny tanako nitana ny takolako, dia nofafany ny tarehiko nandriaka ranomaso. [2.41]
3Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako. [2.42]

Teny iditra tanako
Sokajin-teny anarana tana sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy My chameleon(s) [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Mon caméléon, mes caméléons [3.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31