Entrée |
tana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | [Richardson 1885]
|
Explications en français | Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder:
Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [Abinal 1888 page 664]
|
Dérivations |
|
Entrée |
tana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [ taña ] [Tanala]
tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Rakotosaona 1975]
|
| Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana,
kamora,
kamaitso,
kamarabe
[Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | a chameleon [Hallanger 1973]
|
Explications en français | caméléon [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Analogues |
kamaitso ~
kamora ~
kamarabe ~
soamarandrana ~
tanalahy ~
tanalahinala ~
tanavavy |
Citations |
Articles |
Illustrations |
|
|