Teny iditra tanàka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Gaga, zendana, ilazana olona mahita zavatra mahavariana ka mivanaka, mitanatana ny vava [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra tanaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy (tsy fampiasa) [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra Tanàka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Taanach [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Tanak [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31