Teny iditra 1/2 soy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [1.1]
Ohatra Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[2.131]
Voambolana 
Tovy hevitra mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ sitaromaso ~ tsaramaso

Teny iditra 2/2 soy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31