Teny iditra (1/6) | 1 songo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 sanga [Tanosy]
[1.78] |
Teny iditra (2/6) | 4 songo |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Ny voalohan-drononon' omby raha vao teraka izy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Le premier lait des animaux et surtout des vaches qui viennent de mettre bas [1.3#631] |
Voambolana |
8 Toe-karena: fiompiana |
Teny iditra (3/6) | 9 songo |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Ilazana ny vary sisa tsy nojinjaina eny an-tsaha na ny tany kely tsy voasa eo afovoan' ny betsaka; ny volo navela tsy nohetezana toy ny hafa; ny ala sisa tsy nokapaina navela eo afovoan' ny voakapa [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 Petite touffe qui reste, comme pour les cheveux qu’on vient de couper, pour une forêt qu’on vient de défricher, un champ de riz qu'on vient de moissonner, des broussailles qu’on vient de brûler; morceau d’une rizière qu'on n’a pas travaillé [1.3#631] 13 petite touffe d'arbres ou buissons isolés ; îlot de végétation dans une étendue défrichée [1.196] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/6) | 20 songo |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
22 (le « petit songo », la duplication de la racine ayant un sens diminutif). Euphorbia splendens Bojer ex Hook. (Euphorbiaceae) [Betsileo, Merina, Sihanaka]
[1.196] |
Voambolana |
23 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 24 songosongo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (5/6) | 26 songo |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
28 Alluaudia ascendens (Drake) Drake (Didiereaceae). Arbre épineux à feuilles très réduites qu'on plante souvent isolé pour sculpter les célèbres aloalo ou mâts funéraires. Il est blanc et facile à tailler et s'utilise aussi de nos jours pour la caisserie [Tandroy]
[1.196] |
Voambolana |
29 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (6/6) | 31 songo |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
33 Nom donné à Cereus grandiflorus Haworth (Cactaceae), originaire des Antilles ; le « Cierge » ou « Candélabre », introduit et cultivé. Probablement par comparaison avec les Didiereaceae ; Voir songo et notamment Alluaudia ascendens (Drake) Drake (Didiereaceae) qui a sensiblement le même port. [Mahafaly, Tandroy]
[1.196] |
Voambolana |
34 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 36 ngoso, songo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |