|
|
|
|

Teny iditra1  songosongo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavamaniry fanao fefim-boly izay feno tsilo ny tahony ary misy ditiny mandronono raha tapahina; ny voniny misy mena dorehitra, fotsy... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a prickly herb used largely for fences in Imerina, a decoction from which is used for gonorrhoea and indigestion. The juice is used as a blistering remedy, and also for bird-lime. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  petite plante épineuse dont on fait des haies, de la glue, et parfois des remèdes [1.3]
7  arbuste épineux assez ramifié, charnu et dont le latex est efficace contre les verrues. Il se multiplie facilement par bouturage. [1.5]
Tovy hevitra  8  somana, somo
Sary 
9 

Fivaditsoratra  10  ngosongoso, songosongo

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14