Teny iditra |
sitry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Karazan'androngo [1.78]
|
| Androngo lehibe mitovitovy bika amin' ny voay [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Gros lézard [1.54]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
sitry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Haratsian-tarehy mahatsiravina sy mampatahotra [1.1]
|
|
Teny iditra |
sitry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Andevo [1.78]
|
|
Teny iditra |
Sitry
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Zithri [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sitri [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|