Teny iditra saram-panafody
Singan-teny sara ; fanafody
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196]
Ohatra na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131]
Tovy hevitra saram-panafana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17