Teny iditra roa ambin' ny folo
Singan-teny roa ; ambin' ny folo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Twelve [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Douze [3.1]
Ohatra 
1roa ambin' ny folo taona aho [2.332]
2Roa ambin' ny folo angamba izy iny [2.529]
3osilahy roa ambin' ny folo, hatao sorona noho ny ota [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21