Teny iditra renisoratra
Singan-teny reny ; soratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Consonne [1.5]
Ohatra 
1Baka an-tendrony: baka: tahaka ny renisoratra V izany, misaraka roa ny tendrony. [2.245]
2Manaraka izany, ireto renisoratra " f" sy " 1 " sy " m " sy " n " sy ny sisa, dia tsy ilaina ny manoratra azy in-droa ary tsy ilaina ny manova ny fanonona azy na misy zanany eo akaikiny na tsia. [2.528]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12