Teny iditra reniondry
Singan-teny reny ; ondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Brebis [2.415]
Ohatra Eritrereto anie ny fahasarotan' ny handao an' izao tontolo izao, ny handao ny valan' ondry mba handeha hitady ilay reniondry very. [1.369]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/03