|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  reniomby
Singan-teny  2  reny, omby
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] vache qui a vêlé
Ohatra  5  Folo ihany ny ombinay : efa-dahy ombilahy mpiasa ary ombi-vavy enina, ka ny efatra reniomby fa ny roa vao vantony. [2.332]
6  Ary fantaro avokoa izay reniomby amin' ireo omby arivo mitaiza ireo, sy izay reniny amin' ireto vadiko aman-janako ireto. [2.69]
Voambolana  7  Haibiby: mampinono
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny reniomby io

Teny iditra (2/2)13  reniomby
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] (de re : perçu ; et omby : boeuf ; nom de plusieurs plantes toxiques, que les boeufs évitent soigneusement). Ce sont surtout : [Betsileo]
(1) Rhaphispermum gerardioides Benth. (Orobanchaceae). Signalé par Descheemaeker.
(2) Dialypetalum humbertianum E. Wimm. (Campanulaceae). Cette dernière riche en alcaloïdes non encore étudiée. Nom relevé en compagnie de M. Rakotoarisoa, pharmacien et maire d'Ambositra.
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01