Teny iditra ravin-taratasy
Singan-teny ravina ; taratasy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny felan' ny taratasy fanoratana [1.1]
Ohatra ka dia marina tsara ny fitoviany, na ny ravintaratasy, na ny fiteny ao anatiny, na ny sonian' Itompokolahy. [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13