Teny iditra ranohandrina
Singan-teny rano ; handrina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo fanao fanafody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of a tree used as a cephalic. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (Merina ?) (de rano : eau ; et handrina : faire front, tenir tête à un danger). D'après Malzac « arbre qui sert à faire des remèdes ». Peut être un carissa (Apocynaceae). [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24