Teny iditra |
ranjo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The leg from knee to ankle [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La jambe du genou à la cheville [1.8]
|
Ohatra |
1 | Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa.
[1.335]
|
2 | Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray.
[2.470]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
|
Teny iditra |
ranjo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kazo (Dracaena reflexa) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth.
Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.),
tsimitrona (Tank.), and
tsihasinkasina (Antsih.)
[1.2]
|
Anarana siantifika | Dracaena reflexa |
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ ~ |
|
Teny iditra |
ranjo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses.
Sens abstrait ancien : honorer, respecter. [1.196]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
ranjo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina]
Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae).
Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot
hasina.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Dracaena reflexa |
Voambolana |
|