Teny iditra rantsan-tongotra
Singan-teny rantsana ; tongotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ rantsantongotra ] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin' ny rantsantanana
Ireo rantsana folo amin' ny tongotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The toes [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Orteil [1.4]
 Les doigts du pied [1.8]
Voambolana 
Mpanahaka  rantsan-tanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02