Teny iditra ranivy
Singan-teny rano ; ivy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Rora, ivy [1.78]
  [Taisaka] Ivy [1.78]
  [Tanala] Rora, ivy, rano tsy tapaka ao am-bava [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A word for ivy Probably a corruption of Rano and Ivy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Salive [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra ranonivy
Mpanahaka  ivy ~ rora

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19