Teny iditra | ranonivy | |
Singan-teny | rano ; ivy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Ivy [1.78] | |
Rano avy amin' ny ivy izay miforona ao anaty vava [1.1] | ||
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | Narivony, ranonivy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |