Teny iditra |
rangy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahia, kaozatra, kangoaza [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Having the eyes deep-set; lean, thin. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Maigre, décharné [1.3, 1.196]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
rangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vato na vy na tandroka ahazoan' ny mpianala afo rehefa ampifampikasohiny Mpianala tsy mivatsy rangy: enti-milaza olona andeha hiasa ka tsy mitondra fitaovana [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
rangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Pitik' afo azo amin' ny vato mifampikasoka, ka iny tselatr' afo iny no mandray ny vorodamba na ny bozaka na ny ditin' akondro atao eo akaikiny [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Briquet primitif des gens de la forêt et nom des matières se desséchant bien et susceptibles se servir à battre le briquet.
Une expression proverbiale : Miala tsy mivatsy rangy : « aller en forêt sans rangy », a pris le sens de : inconséquence, action d'oublier ce qui est le plus nécessaire (Malzac).
[1.196]
|
|
Teny iditra |
rangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazondrano fandrarin' ny mpiandry omby hataony sarotro [1.1]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
rangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kazo mafy izaitsizy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A hard-wooded tree whose wood is used for spade and spear handles. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom des arbustes et petits arbres à bois dur, utilisé en marqueterie et pour faire des cannes.
Surtout : Brexiella ilicifolia H.Perrier (Celastraceae).
Voir aussi
rangifotsy.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Brexiella ilicifolia |
|
Teny iditra |
rangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
Nom général des Balsamines malgaches, notamment Impatiens lyallii Baker (Balsaminaceae) et autres espèces décoratives.
Les très nombreuses espèces d'Impatiens malgaches sont en cours de révision par Launert (Edinburgh).
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Impatiens lyallii |
|
Teny iditra |
rangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom des Cyperaceae les plus grossières.
Sorte de capuchon tressé avec ces Cyperaceae, que portent les bûcherons, les gardiens de troupeaux, etc. [1.196]
|
Voambolana |
|