Teny iditra rafozambavy
Singan-teny rafozana ; vavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Mother-in-law [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La belle-mère [1.3, 1.8]
Ohatra ny rafozambavy amin' ny vinantony vavy, ary ny vinantovavy amin' ny rafozany vavy. [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06