Teny iditra (1/2) | 1 poka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo re mirefotra amin' ny fifandonana, fidonana: Po-doha |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the bursting of something, a blow upon something hollow |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#489] coup, choc d'un objet contre un autre, bruit du choc |
Voambolana |
6 Feo |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 dona, gona, paika, katroka |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 21 poka |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] [Provincial]
chill, fear |
Fivaditsoratra | 24 apok, kapo, kopa, -pako, pako, poka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |